| Teny iditra | manakotrana (kotrana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny varavaranay rahalina Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro aman' alina Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manakotràna (kotrana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakotrana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|