| Teny iditra | manalalina (lalina) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mampitombo: Vao mainka nankalalina ny hatezerako ny valin-teny nataony Manitatra: Aza fatra-pankalalina toy izany ny tenin' olona ianao [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | mankalalina | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|