| Teny iditra |
manalava
(lava)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manohy, manovona: Iza no nanalava itỳ tady itỳ? Mahatonga hitaritarika, mampitarozaka: Manalava resaka koa Rangahy iny ka very foana teto ny andro Manela: Manalava ny adin' ny olona io mpitsara io [1.1]
|
| | To lengthen [1.2, 1.7]
|
| | To prolong the time [1.7]
|
| | Allonger; prolonger, proroger [1.3, 1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Manalava resaka izaitsizy izy (Il prolonge étonnamment la conversation)
[1.3]
|
| 2 | Manalava ny adintsika io mpitsara io (Ce juge prolonge notre procès)
[1.3]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manalava |
| Ny lasa : |
nanalava |
| Ny hoavy : |
hanalava |
| Filaza mandidy : |
manalavà |
|
|
| Teny iditra |
manalavà
(lava)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalava
|
|