| Teny iditra | manalefaka (lefaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mampahatonga malefaka, mora alefitra: Atao anaty rano ny hazo hanalefaka azy Mampitony, manaketraka: Manalefaka ny alaheloko ny tenin' ny raiko Mampihena: Manalefaka ny hainandro ny ranonorana [1.1] | |||||||||
| To make supple; to calm; to make easier [1.7] | |||||||||
| Rendre souple; calmer; diminuer la force ou la sévérité de [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|