| Teny iditra |
manalehibe
(lehibe)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manalalaka, mampitombo: Manalehibe tokotany Mampitombo ny sary ahitana zavatra: Manalehibe ny zavatra jerena itỳ solomaso itỳ Manitatra, mampitombo filaza: Tsy mety ny manalehibe na manakely ny zavatra natao fa izay izy ihany no izy [1.1]
|
| | To make bigger or greater [1.7]
|
| | Rendre grand; agrandir [1.8]
|
| Ohatra | Nomenao ahy ny ampinga famonjenao, ary ny hamoram-ponao no miasa manalehibe ahy.
[2.996]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manalehibe |
| Ny lasa : |
nanalehibe |
| Ny hoavy : |
hanalehibe |
| Filaza mandidy : |
manalehibiaza |
|
| Tohi-kevitra |
|