| Teny iditra | manaloha (aloha) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandefa na mampandeha aloha: Efa nanaloha olona ve ianao mba hilaza ny fahatongavantsika? Manao aloha: Nanaloha ny variny noho ny olona rehetra izy taona ito [1.1] | |||||||||
| To do or act first, to begin; to be ripe first, as of fruits. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manalohà (aloha) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaloha | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|