| Teny iditra | manamaina (maina) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mahatonga ho maina: Ny hafanan' ny andro fotsiny dia manamaina lamba Mandritra, mahatankina: Nanamaina ny matsabory ny hainandro [1.1] | |||||||
| To dry [1.7] | |||||||
| Faire sécher, dessécher [1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|