| Teny iditra |
manamaizina
(maizina (aizina (izina)))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mahatonga ho maizina: Manamaizina ny trano io hazo midoroboka io ka aoka hotapahina [1.1]
|
| | To darken, to make dark [1.2]
|
| | To make dark [1.7]
|
| | Obscurcir [1.3, 1.107, 1.8]
|
| | Plonger dans l'obscurité [1.3, 1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | ny alahelonao noho ny fisarahanao amiko, izay manaloka ka manamaizina izao marainan'ny fiainanao izao, dia mbola ho lasa
[2.324]
|
| 2 | manamaizina ny trano ny aloky ny hazo (l'ombre des arbres rend la maison obscure)
[1.3]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manamaizina |
| Ny lasa : |
nanamaizina |
| Ny hoavy : |
hanamaizina |
| Filaza mandidy : |
manamaizìna |
|
|
| Teny iditra |
manamaizìna
(maizina (aizina (izina)))
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manamaizina
|
|