| Teny iditra | manamaloka (maloka (aloka)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Ohatra | Raha ny fifankatiavan' Andriambolanony, razan' ny Antefasy sy Soronady, razan' ny Zafisoro no tsiahivina, dia tokony tsy hisy rahona loatra manamaloka ny fihavanan' ireo foko roa ireo.
[2.508] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|