|
|
|
|

Teny iditra maloka (aloka)
Sokajin-teny mpamaritra
 Misy aloka, tsy azon' ny hainandro: Eto mipetraka fa eto no maloka
Manjombona, be rahona: Maloka ny andro [1.1]
 Cloudy, dark, overshadowed, lowering. [1.2]
 Cloudy, somber [1.7]
 Nuageux, sombre [1.3, 1.8]
 Ombragé [1.3]
Ohatra 
1Maloka ny avaratra atsinanana. [2.499]
2Maloka tampoka i Donga nandre ny vaovao. [2.472]
Sampanteny 

Teny iditra maloka
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
  [Sihanaka] Mbola, aloha [1.78]

Teny iditra Maloka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Malluch [2.996]
 Malluk [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Melòka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20