|
|
|
|

Teny iditra manamatroka (matroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao izay tsy hampahamiratra, hahavasoka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamatroka
Ny lasa : nanamatroka
Ny hoavy : hanamatroka
Filaza mandidy : manamatroha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05