| Teny iditra | matroka | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Tsy mazava, tsy manganohano intsony, tsy manana hamiratana, vasoka: Efa matroka lahy ny volafotsy amin' itý firavaka itý [1.1] | |||||
| Tarnished, dull colored [1.7] | |||||
| Terne [1.3, 1.8, 1.5] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/03/28 |
|