|
|
|
|

Teny iditra manamavo (mavo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Rembrunir [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamavo
Ny lasa : nanamavo
Ny hoavy : hanamavo

Teny iditra manamavo (mavo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To despise, to speak ill of [1.7]
 Mépriser [1.3, 1.107, 1.8]
 Dédaigner, diffamer [1.3]
Ohatra Tsy ampy saina izay manamavo ny namany, fa ny manan-tsaina mangina. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manamavo
Ny lasa : nanamavo
Ny hoavy : hanamavo

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23