|
|
|
|

Teny iditra manambahamba (hambahamba (hamba))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Enti-milaza ny voronkely manainga (elatra) toa mitsapa hery alohan' ny hanidinany [1.1]
 To hesitate to depart, to be in doubt, to flutter about, as fledglings afraid to fly [1.2]
 Essayer en hésitant, faire ou dire avec hésitation [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manambahamba
Ny lasa : nanambahamba
Ny hoavy : hanambahamba
Filaza mandidy : manambahambà

Teny iditra manambahambà (hambahamba (hamba))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambahamba [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20