| Teny iditra | manambatra (tambatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manakambana, mampiray: Iza no nanambatra ireto mpianatra rehetra ireto tato anatin' ny efitra iray Manatontaly: Mbola tsy mahay manambatra itỳ zaza itỳ Mampitohy: Nanambatra hazo [1.1] | |||||||||
| Mettre ensemble, unir, joindre, additionner [1.3] | |||||||||
| Faire la somme, additionner [1.13] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manatambatra | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|