| Teny iditra |
manambara
(ambara)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mampahalala zavatra iray nafenina na tsy fantatry ny olona iresahana: Nony ela ny ela, nanambara ny anaran' ny olona niaranangalatra taminy Rabe Milaza: Iza no nanambara izany taminao? Mitory: Tsy manambara zavatra tsara izao rivotra izao: angamba misy tafiodrivotra miforona any ho any [1.1]
|
| | To reveal, to disclose [1.2, 1.7]
|
| | To tell, to announce [1.2]
|
| | Révéler; annoncer [1.3, 1.8]
|
| | Dire, manifester [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Porofo faharoa manambara fa narahin-teny ny Mpifehy rehetra.
[2.245]
|
| 2 | Raha tsy mahatadidy ianao dia ity ny gazety manambara izany.
[2.445]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manambara |
| Ny lasa : |
nanambara |
| Ny hoavy : |
hanambara |
| Filaza mandidy : |
manambarà |
|
|
| Ohatra |
| 1 | Porofo faharoa manambara fa narahin-teny ny Mpifehy rehetra.
[2.245]
|
| 2 | Raha tsy mahatadidy ianao dia ity ny gazety manambara izany.
[2.445]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manambara |
| Ny lasa : |
nanambara |
| Ny hoavy : |
hanambara |
| Filaza mandidy : |
manambarà |
|
|
| Teny iditra |
manambara
(tambatra)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manambatra
|
| Tovy hevitra | |
|