| Teny iditra |
manampona
(tampona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mahavoa, mahatratra eo an-tampony tsara: Nanampona ny tendron' ilay hazo tsara ny vato Mijery zavatra ambany toerana avy eny ambony: Avy teny Mandràka aho no nanampona an' i Sabotsy Tonga tsara eo an-tampony: Nanampona ny tamin' ny roa ambin' ny folo no niainga izy [1.1]
|
| | Atteindre, frapper, toucher le sommet avec une pierre ou tout autre objet; regarder d'en haut quelque chose qui est en bas [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manampona |
| Ny lasa : |
nanampona |
| Ny hoavy : |
hanampona |
| Filaza mandidy : |
manampòna |
|
| Tsipelina hafa |
|
| Teny iditra |
manampona
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tambahoaka]
manomboka
[1.78]
|
| | [Sihanaka]
manomboka (raharaha)
[1.78]
|
|
| Teny iditra |
manampòna
(tampona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manampona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|