| Teny iditra |
mananatra
(anatra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao na manipy torohevitra, manoro izay tokony hatao: Isan-kariva i dadabe fahizay tsy tapaka nananatra anay Manao hafatrafatra: Talohan' ny hiainganay, dia nananatra mafy i dada sy i neny Mitezitra, mandevilevy: Nanao kitoatoa ise ka tsy maintsy mananatra anise toy izao aho [1.1]
|
| | To advise; to rebuke [1.2, 1.7]
|
| | To warn, to admonish, to chastise. In the provinces it means to teach. [1.2]
|
| | Conseiller [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Raha mananatra ny adala dia ny lambany no ariany;
[2.69]
|
| 2 | Sady mananatra anareo aho No mananatra ny tenako!
[1.437]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mananatra |
| Ny lasa : |
nananatra |
| Ny hoavy : |
hananatra |
| Filaza mandidy : |
mananara |
|
|