|
|
|
|

Teny iditra manandriana (andriana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manaja fatratra. [1.1]
 To exalt, to make much of [1.7]
 Honorer, respecter [1.3]
 Exalter [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manandriana
Ny lasa : nanandriana
Ny hoavy : hanandriana
Filaza mandidy : manandriàna

Teny iditra manandriàna (andriana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manandriana [Fitanisana]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20