| Teny iditra | mananetinkena | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | mananety, hena | |
| Didin-kena manaraka ny voan-kena na ny hena eo amin' ny tampon-damosin' ny omby [1.1] | ||
| La partie supérieure des côtés du boeuf qui longe l'épine dorsale, aloyaux du boeuf [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | mananety ~ mananetiny | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/15 |
|