| Teny iditra | mananety (tanety) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Mandeha mitety tanety [1.1] | ||
| Teny iditra | mananety | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Didin-kena manaraka ny voan-kena na ny hena eo amin' ny tampon-damosin' ny omby [1.1] | ||
| Entrecôte [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | mananetiny ~ mananetinkena | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|