|
|
|
|

Teny iditra manangy (tangy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tambahoaka] manome [1.78]
  [Taisaka] Manome tangy [1.78]
 Manome tangy, manome vola vehivavy mba hanekeny hiray amin' ny tena [1.1]
Ohatra Fa tsy misy saina kosa izay manangy vehivavy, manary tena izay olona manao izany; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manangy
Ny lasa : nanangy
Ny hoavy : hanangy
Filaza mandidy : manangia

Teny iditra manangy
Sokajin-teny anarana
 Vehivavy [1.1]

Teny iditra manangy (angy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Provincial] To decorate, to ornament [1.2]

Teny iditra manangy
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka, Tanala, Tanosy] (de tangy : action de payer pour faire le mal). On laisse entendre que cet arbre, toxique surtout par l'écorce des tiges et des racines était employé dans le passé à des fins homicides. Zanthoxylon sp. (Rutaceae). Probablement une espèce non encore décrite. Bois exploitable mais classé seulement en 3e catégorie par le Centre Technique Forestier Tropical. On nous a indiqué à Manantenina que l'infusion des feuilles est administrée en tisane aux femmes qui vient d'accoucher, comme stimulant. Elles sont moins toxiques que les écorces. Ces dernières donnent une réaction très positive pour les alcaloïdes. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Zanthoxylon sp.

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14