| Teny iditra | mananky (anky) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mandrefy zavatra amin' ny ankibentanana [1.10] | |||||||
| Mandrefy amin' ny anky: Ny felatanana sy ny rantsan-tanana no nentina nananky [1.1] | |||||||
| Ohatra | Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra.
[2.436] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |
|