|
|
|
|

Teny iditra anky
Sokajin-teny anarana
 Tranainy kokoa noho ny anky [1.10]
 Halavan-drefy kely indrindra, mitovy amin' ny haben' ny ankibe iray, izay atao hoe iray anky na eranky na hoe voantondro iray [1.1]
 La largeur d' un doigt [2.415]
Voambolana 
Ohatra Izao avy àry ny fìlazana ny refy miankina amin' ny anky. [2.436]
Tovy hevitra eranky ~ voantondro
Tsipelina hafa 

Teny iditra anky
Sokajin-teny anarana
  [Bezanozano] Tondro, ankibe (rantsana) [1.78]
Voambolana 

Teny iditra anky
Sokajin-teny anarana
  [Vezo] Action d'appuyer, appui, charge, responsable, soutien--> katsiry, koboke, rampe, tinjy, toha [1.68]
Sampanteny 

Teny iditra anky
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Crotalaria ibityensis R. Vig. & Humbert (Fabaceae). Voir angeafotsy. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Crotalaria ibityensis

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03