|
|
|
|

Teny iditra mananona (anona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To complete. (Prov.) [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mananona
Ny lasa : nananona
Ny hoavy : hananona

Teny iditra mananona (anona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao zavatra iray izay tsy lazaina mazava: Io manko i Bozy ô! ny olona mananona fotsiny dia atosiny! [1.1]
 Lit. to "so-and-so" anything. Note to imp. and rel. from ano, used here. When referring to persons the personal article I- or ra- is prefixed, as : Ianona, Ranona. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mananona
Ny lasa : nananona
Ny hoavy : hananona
Filaza mandidy : mananova

Nohavaozina tamin' ny 2012/04/22