|
|
|
|

Teny iditra manao lambo manoha-dia
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny manao, lambo, manohana, dia
 Mifaninana amin' ny lehibe na ambony noho ny tena (ny tena fiteny tany an-tendrony dia hoe: manao lambo manoha-dia an-drainy) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21