| Teny iditra |
manohana
(tohana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manisy tohana: Manohana rindrina ~ Manohana ny fanjakana Manakana: Moa ve misa miaramila hanohana ny fahavalo tsy handroso? Manampy, mamonjy [1.1]
|
| | To support, to prop up [1.7]
|
| | étayer, soutenir [1.8]
|
| Ohatra | Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany, mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manohana |
| Ny lasa : |
nanohana |
| Ny hoavy : |
hanohana |
| Filaza mandidy : |
manohàna |
|
|
| Teny iditra |
manohàna
(tohana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manohana
|
| | [1.1]
|
|