| Teny iditra | manao ronono an-tavy | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | manao, ro, nono, tavy | |
| Enti-milaza ny fanomezantoky handroboana ny sasany; teny mamy manodoka, maharenoka sy mahafaly, saingy tsy azo vitaina sy tanterahina [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|