|
|
|
|

Teny iditra manao sikim-ponitra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny manao, sikina, fonitra
 Mamatotra mafy ny sikina manodidina ny valahana ho mariky ny fahavononana hiasa mafy [1.1]
Tovy hevitra misikim-ponitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11