|
|
|
|

Teny iditra manao toton' omby bory
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny manao, toto, omby, bory
 Enti-milaza ny fanaovana letrezana, na fisisihana amim-pahamaikana tsy misy hataka andro; manao an' aina sy kitoatoa; manao an-drezatra na an' aina ary tsy am-piheverana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11