|
|
|
|

Teny iditra manao tsatòka
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny manao, tsatoka
 Manatsatoka hazo marani-doha hiaro ny fefiloha tsy ho vaky; manaiky handoa antoka amin' ny vola tokony haloa izay very maina raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17