|
|
|
|

Teny iditra tsatoka
Sokajin-teny anarana
 Fijoroana tsy mihetsika; fampijoroana sy fandentehana zavatra tsy hihetsiketsika. [1.1]
 Fixité, immobilité, stabilité [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra tsatoka
Sokajin-teny anarana
 Tsato-kazo lehibe marani-doha atao hanohana tsato-kazo kely madinika mba hisakanana ny rano na hiarovana ny fefiloha tsy ho vaky
Fanekena handoa vola amboniny raha tsy voaloa amin' ny fotoanany ny vola tsy maintsy haloa, na koa vola omena hatao antoka amin' ny vola tokony haloa, ka very maina io raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola. [1.1]
Ohatra Mitazona ny bainga tsy ho lasan' ny rano ny rantsan-kazo sy ny tsatoka. [2.445]
Lahatsoratra 

Teny iditra tsaka
Sokajin-teny anarana
 Vala kely hazo, misy varavarana mihantona mora milatsaka raha vao voatohina, ataon' ny olona ho famandriham-biby, toy ny lambo [1.1]

Teny iditra tsatoka
Sokajin-teny anarana
 Broche, piquet [1.13]
Voambolana 

Teny iditra tsatoka
Sokajin-teny mpamaritra
  [Tanosy] Antonona [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/23