Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
mana
ra
by
(
ha
ra
by
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Maneso; mamazivazy
[
1.1
]
To jeer at, to ridicule.
[
1.2
,
1.7
]
Railler; ridiculiser
[
1.8
]
Ohatra
1
Izay rehetra mahita ahy,
manaraby
ahy avokoa
[
2.996
]
2
Dray, hoy aho mba
manaraby
, hono, izany, tokony hanoratra an-gazety ianao ity, fa mahita zavatra holazaina mihitsy.
[
2.4
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mana
ra
by
Ny lasa :
nana
ra
by
Ny hoavy :
hana
ra
by
Filaza mandidy :
manara
bi
a
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/08