|
|
|
|

Teny iditra manasadika (sadika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao (zavatra) mihodidina ny valahana toy ny salaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasadika
Ny lasa : nanasadika
Ny hoavy : hanasadika
Filaza mandidy : manasadikà

Teny iditra manasadikà (sadika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasadika [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20