| Teny iditra | manasaoka (saoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manampy tapadamba amin' ny akanjo mba hanalalahana azy amin' ny faritra sasantsasany: I neny no nanasaoka ny lobako teo amin' ny sorony fa tery loatra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|