|
|
|
|

Teny iditra manasina (hasina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manamasina dia fampiasa amin' ny fanehoam-panajanasy fankatoavanany Andriamanjaka amin' ny fanolorana fanomezana ho azy: avy manasina Andriana amin' ny volatsivaky izahay tompoko! [1.10]
  [Bezanozano] Manaja [1.78]
 Manolotra ny hasina ho fankatoavana ny maha-Andriamanjaka: Manamasina anao amin' itỳ vola tsy vaky itỳ izahay olom-pehezinao [1.1]
 To present the hasina. [1.2]
 Faire le hasina, offrir le hasina [1.3]
Ohatra Fantatr' I Lidy tamin' ny fahitàny, indray alina iny, fa manasina sy milalao fanafody amin' ny fomba silamo, Ramanambeloma mivady. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasina
Ny lasa : nanasina
Ny hoavy : hanasina
Filaza mandidy : manana

Teny iditra manasina (hasina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manome hery, manamasina [1.1]
 Donner une vertu, consacrer, bénir [1.3]
 (toute l'île) (racine hasina : la vertu, la puissance qu'on pense être surnaturelle, constatée chez certaines plantes). Verbe : donner une vertu, rendre une plante efficace. D'où les noms donnés dans les diverses régions aux empiriques soignant par les plantes : mpimasy ou mpimasina, omasy, ombiasy, tous dérivés de la même racine. Voir aussi hasina. Le grand roi Andrianampoinimerina (règne 1787-1810) fut le premier à édicter des règles précises concernant les mpimasy et les médicaments autorisés et réprimant la sorcellerie et les pratiques malfaisantes. Voir Tantara, traduction française, 1974, Tome 3, p. 100-104. [1.196]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasina
Ny lasa : nanasina
Ny hoavy : hanasina
Filaza mandidy : manasìna

Teny iditra manasina (hasina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manolona mba ho tonga kofehy: Manasina foly
Manakivilivily; mandrotsirotsy: Manasina zaza voky loatra [1.1]
 To rock a child as in voahasina [1.2]
 Tordre, bercer [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasina
Ny lasa : nanasina
Ny hoavy : hanasina
Filaza mandidy : manana

Teny iditra manana (hasina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasina [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/03