| Teny iditra | manasoa (soa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao soa: Manasoa ny mpiara-belona aminy Rangahy io Mitahy, manampy, manambina: Hanasoa anareo anie ny any ambony [1.1] | |||||||||
| To beautify; to do good to; to benefit [1.7] | |||||||||
| Embellir; faire du bien à; favoriser [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|