|
|
|
|

Teny iditra manasolafaka (solafaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampibolisatra, mampibolasitra; mandidy na manombina kely amin' ny fomba misompirana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasolafaka
Ny lasa : nanasolafaka
Ny hoavy : hanasolafaka

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14