|
|
|
|

Teny iditra manasolelaka (solelaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamelatra, manabe vava (lavaka, harona..) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasolelaka
Ny lasa : nanasolelaka
Ny hoavy : hanasolelaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20