|
|
|
|

Teny iditra solelaka (lelaka (lela))
Sokajin-teny mpamaritra
 Marivo aty, saliaka [1.1]
 Large, qui s'étend comme l'escargot [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra solelaka (lelaka (lela))
Sokajin-teny anarana
 Fivelarana ary fisokafana
Tambitamby sy kolikoly atao mba hahafaly lehibe na dia tsy mendrika aza [1.1]
 Action de s'étendre
Figuré: cajoleries basses [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/27