|
|
|
|

Teny iditra manasosa (sosa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandefa zavatra handeha milamina sy haingana ary tsy misy manakantsakana na manelingelina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasosa
Ny lasa : nanasosa
Ny hoavy : hanasosa
Filaza mandidy : manasosà

Teny iditra manasosà (sosa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasosa [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20