|
|
|
|

Teny iditra manatamberina (tamberina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampandeha dia miverina; mampihodinkodina eo an-toerana ihany; mampivezivezy mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatamberina
Ny lasa : nanatamberina
Ny hoavy : hanatamberina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20