|
|
|
|

Teny iditra tamberina (verina)
Sokajin-teny anarana
 Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray
Entina milaza koa ny mihodinkodina eo an-toerana ihany, na ny fivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana. [1.1]
 Action d'aller et venir, de tourner et de retourner, de rôder [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra tamberina (verina)
Sokajin-teny anarana
 Rendement [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19