|
|
|
|

Teny iditra manatankina (tankina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandritra, mahatonga ho tankina: Tsy misy na inona na inona afaka hanatankina ny fantsakanay any Fanambinantsoa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatankina
Ny lasa : nanatankina
Ny hoavy : hanatankina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05