| Teny iditra | tankina | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Ritra, maina: Mahagaga fa tankina ilay loharano tatsy andrefan-tanàna Lany: Tankina ny volantsika Gina, tsy ahitan-teny intsony: Tankina aho nahare ilay vaovao tsy nampoiziko [1.1] | ||
| Ohatra | ny oran-ko ritra ny oran-ko tankina tsy mba anjairan-tsarotro hialofana [2.131] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/07/12 |
|