| Teny iditra | manatantavana (tantavana) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mampandalo rano na zavatra hafa amin' ny tantavana na amin' ny lamba; manasivana [1.1] | |||||||
| To filter, to strain liquids [1.7] | |||||||
| Filtrer un liquide [1.8] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|