|
|
|
|

Teny iditra manatona (hatona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manakaiky: Efa manatona ny ririnina
Mankany amin' ny: Ndeha manatona dokotera amin' io aretinao io [1.1]
 To approach, to draw near. [1.2]
 To approach [1.7]
 S'approcher de [1.8]
Ohatra Ireo horakoraka manatona dia manatona ihany. [2.895]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatona
Ny lasa : nanatona
Ny hoavy : hanatona
Filaza mandidy : manana

Teny iditra manatòna (hatona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]
Ohatra 
1Manatòna ahy raha misy ilan-kevitra. [2.643]
2Manatòna ny afo raha ta hafana ianao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15