|
|
|
|

Teny iditra manatontaly (tontaly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manambatra, manakapoka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatontaly
Ny lasa : nanatontaly
Ny hoavy : hanatontaly
Filaza mandidy : manatontalia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20