| Teny iditra | tontaly | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [frantsay total] Fitambaran' ny isan-javatra rehefa akapoka ho iray: Iraika amby enimpolo sy telonjato no tontalin' ny volan' Ikoto sy Isambilo Vokatra [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | totaly ~ totaliny | |
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: total. | |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/06/27 |
|