| Teny iditra | manatontona (tontona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manakapoka, manintsana: Manatontona tsihy Mikapoka na mandona amin-javatra: Manatontona ny lamba sasana Manampy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manontona | ||||||||
| Teny iditra | manatontòna (tontona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatontona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|